7, rue Auguste Vacquerie – 75016 Paris
Ny andro Pentekosta
Alahady 19 mey 2013 - Asa 2;1-4

"Ary nony tonga ny Andro Pentekosta, dia teo amin'ny fitoerana iray izy rehetra. Ary nisy feo tonga tampoka avy tany an-danitra, toy ny rivotra mahery mifofofofo, ka nanenika ilay trano niangonany. Ary nisy lela maro mitarehin'afo niseho taminy, izay nizarazara; ary nipetraka tamin'izy rehetra isan-olona izany. Ary samy feno ny Fanahy Masina izy rehetra, ka dia niteny tamin'ny fiteny maro samy hafa, araka ny nampitenenan'ny Fanahy Masina azy".

Concert spirituel
Concert spirituel

Fandaharan’ny fotoam-pivavahana

Ny alahady faha VII manaraka ny Trinite
 7 jolay 2013

Komoniona Masina 

manomboka amain’ny 4 ora tolak’andro  

St George’Angliacn Church  – 75016 Paris

 

 

Ny alahady faha XIV manaraka ny Trinite
1 septambra 2013

Komoniona Masina 

manomboka amain’ny 4 ora tolak’andro  

St George’Angliacn Church  – 75016 Paris

IF