7, rue Auguste Vacquerie – 75016 Paris
Ny andro Pentekosta
Alahady 19 mey 2013 - Asa 2;1-4

"Ary nony tonga ny Andro Pentekosta, dia teo amin'ny fitoerana iray izy rehetra. Ary nisy feo tonga tampoka avy tany an-danitra, toy ny rivotra mahery mifofofofo, ka nanenika ilay trano niangonany. Ary nisy lela maro mitarehin'afo niseho taminy, izay nizarazara; ary nipetraka tamin'izy rehetra isan-olona izany. Ary samy feno ny Fanahy Masina izy rehetra, ka dia niteny tamin'ny fiteny maro samy hafa, araka ny nampitenenan'ny Fanahy Masina azy".

Concert spirituel
Concert spirituel

Fiangonana St Georges

St Georges dia fiangonana Anglikana eto Paris-FR  izay ao anatin’ny diosesin’ny  Europe ary anisan’ny Eglizy Angletera.

 

IF

 

 

Ny ministeran’ny fiangonana dia Fr Matthew Henry HARRISON izay mpiandraikitra sy mpitarika eto St Georges sy ny fiangonana any Caen ( Chapelle de la Miséricorde ) ary ny fiangonana Anglikana  Malagasy ihany koa miaraka amin’ireo Katekista .

 

  • Atoa Nicolas Razafindratsima dia Katekista Malagasy voalohany sy mpitoriteny amin’ny fotoam-pivavahana amin’ny teny Malagasy , ary ankehitriny dia handrato sy hanomana ny fianarana any Londres izy hanomboka amin’ny volana septambra 2013 hahatanteraka ny antso ho tonga Presbytera.
  • Atoa Haja Ramanoelina notendrena  Katekista hiandraikitra ny fanomanana ny fotoam-pivavahana, sy ny litorjia, ary ny fandrindrana ny famakiana lesona .
  • Atoa Antoine Razafimahazoa, katekista mpanampy amin’ny fiandraiketana ny litorjia sy ny fotoam-pivavahana ary filoha ny Fikambanana ACAMA .