7, rue Auguste Vacquerie – 75016 Paris
Ny andro Pentekosta
Alahady 19 mey 2013 - Asa 2;1-4

"Ary nony tonga ny Andro Pentekosta, dia teo amin'ny fitoerana iray izy rehetra. Ary nisy feo tonga tampoka avy tany an-danitra, toy ny rivotra mahery mifofofofo, ka nanenika ilay trano niangonany. Ary nisy lela maro mitarehin'afo niseho taminy, izay nizarazara; ary nipetraka tamin'izy rehetra isan-olona izany. Ary samy feno ny Fanahy Masina izy rehetra, ka dia niteny tamin'ny fiteny maro samy hafa, araka ny nampitenenan'ny Fanahy Masina azy".

Concert spirituel
Concert spirituel

Konseritra Evanjelika

Ny antokom-pihira Anglikana Malagasy dia hanao konseritra evanjelika  lehibe ny Asabotsy 8 jiona 2013  manomboka amin’ny 6 ora hariva ao amin’ny fiangonana St Georges 7, rue Auguste-Vacquerie 75016 Paris

Tongava maro !

Aza adino no mitondra ny namana sy tapaka

chorale2