Accueil
Histoire
Messe
Sections
Contact
Fiangonana Anglikana Malagasy eto Paris
St George's Anglican Church
7, rue Auguste-Vacquerie
75116 Paris
Copyright (C) 2009 Anglikana. Tous droits réservés
Fotoam-pivavahana - Alahadin'ny Trinite 3 jiona 2012 - manomboka amin'ny 4 ora tolakandro
anglikana001009.gif
Mofon'aina isan'andro
Le site de la Communauté
Anglicane Malgache de Paris
Planning de lecture
Messe Malgache
 Planning des jeunes musiciens
Masina, Masina, Masina Jehovah Tompon'ny maro henika ny voninahiny ny tany rehetra ! Isaia 6:3.



Konsertra - Tolak'andron'ny
Mpanan-talenta
Alahadin'ny Trinite 3 jiona 2012

Ny alahadin'ny Trinite 3 jiona 2012 dia hisy fotoam-pivavahana lehibe ao amin'ny fiangonana avaratranjoma ho fisaorana an'Andriamanitra tamin'ny asa rehetra efa vita sy fangataham-pitahiana hanatanterahana ny dingana faharoa amin'ny fanalebehazana ny fiangonana.
Fotoam-bavaka karakarain' ny
Mpianatra Sekoly Alahady
Activité
Fankalazana ny jobily faha 135 taonan'ny Fiangonana Trinite Masina Avaratranjoma


Ny alahadin'ny Trinite dia ny alahady manaraka ny Pentekosta mandrakariva.
Raha mahatsikaritra isika dia hira fanomezam-boninahitra sy fisaorana an'Andriamanitra no atao mandritra izany fotoana izany ho fanehoana ny fahafenoan'ny Asany.
Tany any amboalohany dia Andriamanitra Ray no nahary izao tontolo izao, tamin'ny andro Paska kosa no nanangany an'i Jesoa Kristy Zanany lahy tokana ho famonjena antsika ho an'izay rehetra mino Azy, ary ny andro pentekosta no nanampidinany ny Fanahy Masina tamin'ireo vavolombelony mba hitarihany antsika amin'ny Fahazavana.
Ny Trinite izany dia fanandratana an'Andriamanitra Fanahy Masina , miaraka amin'ny Ray sy ny Zanaka
izay Persona telo anefa Andriamanitra iray ihany.



anglikana001001.jpg