Sections
Antoko Mpihira 
		<description>Mitsinjara roa ny SA ato amin'ny fiangonana Anglikana .  Ny kilasy madinika : 4-9 taona  Ny kilasy 10 taona miakatra.  Mandritry ny fotoam-pivavahana no fampianarana ireo ankizy ireo ary mivoaka mamonjy ny fametrahan-tanana mandritry ny Kominiona masina</description>
 Sekoly Alahady
		<description>Ireo mpikambana ao amin'ny Vehivavy Kristianina no atao hoe : Andriambavilanitry ny Fiangonana Anglikana eto paris izay misahana ny fikarakarana momban'ny sakafo rehetra sy ny fialana hetaheta.     Ny misongadina amin'izany dia ny fandraisan'izy ireo anjara amin'ny fanomamanana ny " Lunch " na ny sakafo atoandro ho entina hanasana ireo mpiangona rehefa vita ny fotoam-pivavahana atoandro miaraka amin'ny renim-piangonana Anglisy.  Tsy diso anjara amin'izany koa anefa ny fialana hetaheta sy ny mofo mamy aorian'ny fiangonana Malagasy izay fotoana entina hiresadresahana sy hifankahitana.</description>
Vehivavy Kristianina
		<description>Fotoam-pivavahana - Alahadin'ny Trinite 3 jiona 2012  - manomboka amin'ny 4 ora tolakandro</description>